Vita soa amantsara ny fankalazana ny alahadin’ny Mpitandrina RANDRIAMANATENASOA Martin ny alahady 01/12/2019 maraina teo . Ny maraina dia fanompoam-pivavahana ho fitondrana am-bavaka ny Mpitandrina mianakavy ary ny hariva kosa dia nisy ny sakafom-pifaliana izay niarahan’ny Mpitandrina mianakavy sy ireo olom-boafidy rehetra teto amin’ny Fiangoanana .

Print Friendly, PDF & Email